NOFY (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nofy

« Raha mbola misy alahelo ilay antsa tsy nantsaina ; dia aza mitomany na koa hisento lalina . Avelao izany ho any ; avelao ary aza manontany akory ; fa mola misy tia anao any …Tia anao saingy tsy ho hitanao…Iray ny lalana saingy samy manana ny hizorany . Ianao mandroso mandroso hatrany ; izy kosa mandroso saingy toa mihemotra tsy hitanao fiafarana !.
Fitiavana ! toa anao koa ny fony marary saingy tsy ho tsininy »
Ny Andri-Fara
Androany 05.02.2024
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
125 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147