tsy atakaloko fa ahy (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy atakaloko fa ahy

Tompo o! na maro aza ny fahavalo
Tsy atahotra aho...,
Mino fa Ianao no miaro ;
Ity maditranao fahiny .

Ankehitriny hiroso aho
Na inona hitranga
Na inona hidona ,
Vonona hanompo .

Aoka Ianao Jesoa
Hitoetra ato am-poko
Tsy atakaloko fa ahy

29 Janoary 2007 Ny Andri - Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
47 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151