TSY REDIREDY (Ny Andrianary )
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy rediredin'ny tiaakory ny fitoriana lava izao,
fa noho ny herin'ny fitia
dia babo izy ka manao.
Tsy rediredin'ny manina
ny mivetso hira malahelo,
fa fitia te hitakarina
no indro mampamelovelo.
Ny Andrianary
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
Andrianary2
