Narindra - ny andy
Azo vakiana?
Narindra
Ny anaranao izay
Fanonoko isan'ora
Rehefa manimanina
Mahatsiaro anao tsy tazako
Anarana iray
Tsy voavidy vola
Lazaiko marimarina
Fa lasitra ao am-bavako
...Anarana mamiana
Manga fiantsoana
Anaran'olon-tiana
Fiantsàko foana
Ny ainga mamy indrindra
Ianao anie NARINDRA
ny andy 15-05-2004
FARIBOLANA SANDRATRA Antananarivo
Sokajy :
FITIAVANA
Mombamomba
Mpanoratra : ny andy
Nampiditra : nyandyDaty : 17/06/2004
Mpamangy : 1621
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
FahatsiarovanaIny namako iny
Dindo
Kalo