Ho an'Ny Avana Ramanantoa (NY RARY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho an'Ny Avana Ramanantoanina!
*
Nama-malefa-piteny izay
Namana isany mamiko koa
Ilay Avana tomaratra anankiray
Dia Ramanantoanin'ny foko tsy lo
*
NY RARY
Desambra 2016
--------
Rohy:
Sokajy : Namana - embona - Fitiavana
686 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144