NY BAIBOLY * Ny Baiboly r (NY RARY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY BAIBOLY
*
Ny Baiboly raha vakiana,
Dia mitondra Fifaliana
Mamelombelona Fanahy
Mamafa ahiahy!
*
Raha reradreraka ny tena
Ny Baiboly mampanantena
Fa Fifaliana tsy omby tratra
Ka manasitrana ny ratra!
*
NY RARY
20 Mey 2015
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
747 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143