You are here: home > Vetso

SAHIA...... - ONITRA

Azo vakiana?

SAHIA......


Aoka tsy hiala any aminao ra-FAHASAHIANA
fa ataovy an-tsoroka, an-kelika, am-balahana.
Dia ho tsapanao fa tsy hisy fanahiana
ny fiainana tontolo fa ho feno fahafahana.

Onitra 11/02/99 t@ 1ora maraina.

Hevitra mandeha

endrika01 (11/07/2009 03:22:48)

...aoka tsy hiala any aminao ra-FAHASAHIANA...

FAHASAHIANA,hijoro aminy marina,na mety handratra aza izany! ;-)

endrika01 (11/07/2009 03:26:16)

Fahamarinana>angaha navadika ho fahasiahana indray,ilay voalaza etsy ambony e,toa Fahasahiana no hitako eo. :P

Hametraka hevitra

Midira aloha