Fiainana (rado_albert)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mahagaga ny eto an-tany
Fa manahirana ny fiainana
Raha dinihana maha-lasa vinany
Mamparary,mahatonga fitarainana

Matetika no tsy maintsy miady,misavoritaka
Ny olona,ny ain'ny biby tsy voaaro
Eny tsy toerana iray fa miparitaka
Manerana ny nosy maro

Noho fahasarotan'ny fiainana
Dia maro ireo lasa ratsy
Ny hafa lasa fisainana
Ka lasa adala nohon'ny tsy fisiam-batsy

Ao nymandalo fianarana,ao ny tsy mahita
Dia misy ny mpanjato sy ny mijaly
Ny iray hahazo fahalalana ny iray tsy hahita
Dia miseho ao ny ory, ary ao ny faly

Nahoana ny mpanalina no mahajery ny mahantra
Kanefa dia samy olona velonaina
Tsy mba manampy na koa hoe mihantra
Ny iray faraidiny,nefa izy misy hatahina

Nahoana ny matomboka no mambabo ny hosa
Miady aminy dia sahy tsy mahajery
Toetra mampalahelo izany sady tsy mety kosa
Tena mamataotra no sady mahavery

Mbola tsy miato ireo rehetra ireo fa miverimberina
Fa anjarantsika no mionona,misafidy
Fa ataovy toy ny sucre,syny angivy atelona
Dia ao ny mamy sy ny mangidy
--------
Rohy:
1435 1
Mpakafy: rado_albert
Hevitra mandeha
rado_albert ( 05/11/2018 09:43)
io tonkl noforonik 1 andro dia efa vita.ny ampitson'iny nampidirik.mbol mis ambin tsy tafiditr fa voafetra ny isa.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rado_albert
Nampiditra : rado_albert
Daty : 03/11/2018 15:00
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132