mahagaga (rado_albert)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mahagaga fa tsy mitovy ny hery
ny sasasany matanjaka, ny hafa malemy
mahagaga ny zaza mitomany
ny sasany mety voadona,ny hafa aniany
mahagaga fa miovaova ny toetrandro
andro hafa mety hanorana,mety ho be masoandro
mahagaga ny fiainana
misy mahafaly,mamy,mahasosy,ny itarainana
--------
Rohy:
Sokajy : Tsingerin-taona
715 1
Mpakafy: Rado_albert
Hevitra mandeha
Rado_albert ( 03/11/2018 09:37)
tnkl eo no eo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rado_albert
Nampiditra : Rado_albert
Daty : 03/11/2018 08:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138