Fo maratra - RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Azo vakiana?
DE ho kivy ve ny fo
raha ny tiana no nandao
raha ilay nanakinana ny fo
no nandositra tsy tia anao
dia hifarana hatreo ve ny
tontolom-piainanao
raha ilay notokisana
no nampitondra ny tsy zaka
ilay fo tia efa latsapaka
tsia tsy mifarana eo ny aminao
izao rehetr'izao
mbola lavitra ny lalana
ny fiainanao tsy ho fiainako
ny fahasambaranao tsy ho fitarainako
marina fa mafy izany manadino
f a ireo lalana no diavina
irea toky pitiavana
ankehitsiny tsimitsy lavina
dia hofafana ovokoa ireo
toky pitiavana taloha.
Hevitra mandeha
vololomanitra91 (20/12/2007 06:28:45)
Mombamomba
Mpanoratra : RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Nampiditra : debaDaty : 19/04/2004
Mpamangy : 3812
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ianao iny!Ho an'ilay tiako tsy lavitr'ahy
Fitiavako
Fo maratra
Raha toa tsy andrinao