You are here: home > Vetso

Raha toa tsy andrinao - RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND

Azo vakiana?

matoa ny peniko nagina
tsy nahasoratra hatr'izay
tsy resy izy ri tiana
fa mitadidy ireo tsiahy
matoa tena tsy naheno
sanganasany vaovao
tsy tofok'izy fa efa feno
ka napitrahata ny natao
matoa ny peniko tsy niasa
tsy sabata velively fa
andro maro efa lasa
no nanginana tsy niteny
aza tsaraina ny teniko manokana
izao no efa malaina
ka tsy hasoratra intsony
malemy dy malemy ny
tanako mitana
fa ngamba vita hatreo
ny masoandro mpifaliana
                            (deba,menja)

Hevitra mandeha

aidan (28/05/2004 13:30:10)

tsara b tonokalonao ataovy misy2@sisa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND

Nampiditra : deba
Daty : 19/04/2004
Mpamangy : 1496
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ianao iny!
Ho an'ilay tiako tsy lavitr'ahy
Fitiavako
Fo maratra
Fo maratra