Ianao iny! - RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Azo vakiana?
IANAO INY
Ianao iny any nofidina
ianao iny no any fanirina
ianao hiany no efa nantenaina
ianao koa no atokiny aina
Saingy ankehitsiny indrisy
ianao no sahy nampisy
ireo karaza-paotana maro
sy fitia mifangaro
Lasa ny saiko noho ianao
nahatsiaro ilay fitia vaovao
nefa tsy hamoy fo sanatsy
fa hiandry foa eny andala ny fity
Satria ianao no vola mandropika
ianao koa no andro mibalika
ka hofaiziko ny fatiavako fahiny
fa mbola tiako ianoa,ianao iny
ventsoventson'i menja(deba)
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : RAMAROSOANOMENJANAHARY ROLAND
Nampiditra : debaDaty : 14/11/2003
Mpamangy : 4232
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Ho an'ilay tiako tsy lavitr'ahyFitiavako
Fo maratra
Fo maratra
Raha toa tsy andrinao