Dôzy indray! - Ranoala
Azo vakiana?
andray kosa
'ty ianao ramarokoto
voa maraina dia nisotra
sy matory anaty loto!
Dia mankafy ery
fa ianao no tena rôle
sady bandy
fa anao koa ny baolina!
Aiza izao ny vola
nomeko hivangona saribao?
na ny harona aza moa
aiza no natao?
Hitsiky indray sa hitomany?
Hanafenana an'izany
Hariako anie ianao e!
fa 'za toa efa leo
Hevitra mandeha
vetsoko (24/12/2004 15:22:43)
aza ariana izy na izany aza e!
tsara le izy ry se a!
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Ranoala
Nampiditra : rahonalaDaty : 17/12/2004
Mpamangy : 1136
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Izy ihanyIza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira
Ry hoavy
Fitia