You are here: home > Vetso

Sakafo anio - Ranoala

Azo vakiana?

Anana sy vary...
(hum...)Ny maintso sy ny mena,
mety ho fotsy koa angamba
mety ho sainam-pirenena
raha avadika ho lamba

Ananasy vary...
Ary tsy misy hafa angaha?
Toy ny Kihendihendy na lasopy?
Izaho no toa tsy ho sahy
fa tsy maharaka ny sôsy!

Hay kay ny Kafé
èry ambany tsy voavaky!
Io no 'ndeha ataoko be dia be*handinihana an'izany
f'efa lafo izao ny vary!
06/12/2004

Hevitra mandeha

rahonala (08/12/2004 07:58:11)

aty dago ka! ho aiza moa!

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 07/12/2004
Mpamangy : 2145
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

niova ny tontolo
dia gaga ialahy
Izy ihany
Iza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira