You are here: home > Vetso

VELOMA...R'ILAY RAVINTOTO - Ranoala

veloma r'ilay ravintoto
niforitra ambany fanoto
nangotraka anaty vilany
veloma fa hohaniko ihany

tsy navelako hikotrana irery
nampiako tavin-kisoa
'ty menaka mahate hijery
nambabo ny vavako koa

Asiako sira mba tsy hamitaka
ny lelako tsindrian-daona
'zaho 'ty efa mibitaka
ny kibo koa 'zato foana

veloma r'ilay ravintoto
rehefa any ianao ho dinihina

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 06/05/2008
Mpamangy : 1509
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

niova ny tontolo
dia gaga ialahy
Izy ihany
Iza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira