FIJERY TENY AN-DALANA (RAVINALA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Olona iray nanitona fijery
Fitompy tsy nampoizina ary feno misitery
Nozohiana moramora teny an-dalana eny
Nanjary nisy angola feno haingo-teny

Ny fo nifanalavitra tsy nifakafantatra
Tsy nanantena akory hiaina fiainan-tsambatra
Niofy loko vao; samy nahatsiaro
Hafa loatra ilay fitia; tsy itovizana amin'ny maro.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
75 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09