MAHAIZA MANKAFIA... (RAVINALA)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza akory mitomany na malahelo kely
Raha sendra tsy nahomby tamin'izay niriana sy kasaina
Ny tarigetranao ataovy ho ambony
Velomy indray ilay fanantenana.

Iny lanitra manga mirenty mahafinaritra
Tazamo raha sendra ranomaso
Soloy herijika ny ratra ao an-tratra
Ampiravoy ao anaty torimaso.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
110 0
Hevitra mandeha
LEVASOKA ( 06/08/2024 19:02)
Ankafizo ny fiainana dia mirary torimaso sambatra daholo oo😍
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141