MITRAKA (RAVINALA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maihaiza mamindra fa tsy ialahy ilay mitarainaManoloana ny ady sarotra sy goavana
Fa ialahy ilay miarina sy vonona ny hikely aina
Marisika ny handresy lalandava amin’ ny tolona fanao.
--------
Rohy: