SENTO (RAVINALA)
Nantsain'i hery
Audio Player
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ory ny foko fa tsy manam-pitonianaMiaina manirery lavitr’olontiana
Efa ela no naniry saingy toa tsy anjara
Angamba nofinofy mijanona ho tantara
Ilay nantenaina sy niriana fatratra
Tany karakaina mitady tonga lafatra
Fitia nambolena saingy tsy naniry
Lisin’ny ririnina ; mamirifiry sy mariry
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
LEVASOKA
Hametraka hevitra
Midira alohaAntsantononkalo
Nantsain'i hery
Audio Player