You are here: home > Vetso

Hafatry ny tia - Jeankely Razafimamonjy

Azo vakiana?

Dia lazao azy hoe:
Mbola tadidinao ve ireny,
irony lasa tsy hay lazaina
Fony 'zaho sy ianao ankizy
Niara-nivelona niara-niaina
Mba hafaro azy anie!
Tongava faingana aza ela
Fa miandry anao ilay akany
Aza adino na avela
Fa izy tia anao hatrany
Ka tongava re!!

Sokajy : Fahatsiarovana

Hevitra mandeha

jentilisa (06/09/2005 18:26:31)

tena aleo mitdy hafa indray sa...

damekely (08/10/2005 07:14:01)

Aleo miandry azy alou,haf iany Izy nge e!

ayle (29/10/2007 18:27:13)

d mbola mianjy izy

Hametraka hevitra

Midira aloha