Lasanao (Jeankely Razafimamonjy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasanao tokoa ny fokoLasanao manontolo
Lasanao ny faniriako
Lasanao ny fikasako
Lasanao ny fitiavako
Ry ilay olona tsy anajarako
Lasanao ny fijeriko
Lasanao ny eritreritro
Lasanao ny torimasoko
Lasanao ny hafaliako
Lasanao manontolo
Lasanao......
Lasanao ny tenako
Ry ilay olona tsy anjarako
Tena tiako loatra ianao
Lasanao....
Lasanao...
Ianao iny.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
tia2005
(
01/09/2005 12:00)
lasan'iza? d lasa izy avy eo v? tena loza b raha izany! avereno hono ê! inona indray no anao raha izany?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Jeankely RazafimamonjyNampiditra : gasyjean
Daty : 30/08/2005 20:18