Ny lasa - Jeankely Razafimamonjy
Azo vakiana?
Eh! raha mbola mety
miverina mantsy irony lasa
Raha mbola tadidy ihany koa
Asa!tsy haiko izay mba hevitrao,
angamba zavatra,inoako
fa tsy hisy izany.
nefa ianao angamba, antenaiko,
fa tsy nahalala,na mody adala
ka tsy naharay ,ny tiako
ambara tamin'izay.
Faniriana ihany ny ahy
Fikasana ihany koa
Nefa tsy sahiko ny nilaza
F'zao anie ka tia anao
Koa raha mbola mahatadidy
ianao ankehitriny,
mbola tsy lany ny fotoana,
ka mbola miandry
anao ihany
Ilay efa niandry hatramin'zay.
Sokajy :
Fahatsiarovana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Jeankely Razafimamonjy
Nampiditra : gasyjeanDaty : 28/08/2005
Mpamangy : 950
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
RediredyTempon'ny fo
Mila ny tia
Babonao
Hianao irery
Poezia malahelo
Iny fitiavana iny
niandry
nofy ratsy
Ho anao