You are here: home > Vetso

sigara - Jeankely Razafimamonjy

Azo vakiana?

setroka toa mamono mahafaty
Manampoizina tsy maha-ela-velona
Miezaka izay hampijaly hahafaty
Nefa ankafizin-dra'olombelona

Tapa-bozaka misintona fiainana
Mandany toen-karena sy fahasalamana
Setroka manimba tontolo iainana
sigara no malaza ao an-tanĂ na.

Sokajy : taraina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Jeankely Razafimamonjy

Nampiditra : gasyjean
Daty : 13/08/2005
Mpamangy : 1070
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Rediredy
Tempon'ny fo
Mila ny tia
Babonao
Hianao irery
Poezia malahelo
Iny fitiavana iny
niandry
nofy ratsy
Ho anao