Hery ny fitiavanao - RIVIERE Andrianantenaina Jean Michaël
Azo vakiana?
Ianao mansty iny
Izay nampiova ny fahiny
Eny babonao ny foko
Lasanao daholo
Toa sambatra aho eo anilanao
Eny anilanao foana ry tony
Hanadinoako irony,irony fotoana irony
Izay tsapako fa nangidy tokoa 'zay natao
Mombamomba
Mpanoratra : RIVIERE Andrianantenaina Jean Michaël
Nampiditra : kartofelnDaty : 23/11/2003
Mpamangy : 1390
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Ny fitiavanaoNy sasany
Ilay fitia tsy tanteraka