Ny sasany - RIVIERE Andrianantenaina Jean Michaël
Azo vakiana?
Misy ny sasany toa tsy mahatsiaro
ny androany lasa ka dia manadino
tsy mahatadidy ny fiainana nimalo
ka dia lasa manao tsinotsino
NY SASANY
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : RIVIERE Andrianantenaina Jean Michaël
Nampiditra : tcheenDaty : 25/01/2004
Mpamangy : 1860
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny fitiavanaoHery ny fitiavanao
Ilay fitia tsy tanteraka