IZAHO SY IANAO (SCOTLANDYARD)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAHO SY IANAOIzaho sy ianao, samy lavi-bady
samy aty lavitra isika no mitady
k'andao hifankahazo tsy mba hiadiady
Izaho sy ianao, mifankahazo am-po
mba mitovy ihany ny fisainantsika roa
K'andao hifankatia, manino-nefa moa ??
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana