MBOLA ATO AN-TRANO AHO (SCOTLANDYARD)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MBOLA ATO AN-TRANO AHO

Mbola ato an-trano aho,
Miandry manantena anao,
Mbola ato an-trano aho,
Miandry izany soratrao

Mbola ato an-trano aho
Mikaroka eto an-tserasera
Mbola ato an-trano aho
Manoratra ho anao tsy miera

Mbola ato an-trano aho,
Manoratra dia lasa saina
Mbola ato an-trano aho,
Ny tsiaro anao mampitaraina

Mbola ato an-trano aho,
Mbola ato efa hainao
Mbola ato an-trano aho,
Manoratà re raha azo atao
--------
Rohy:
1066 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138