MINITRA ROAPOLO (SCOTLANDYARD)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia tapitra ilay feo,
Dia nangina teo
Ilay bitabita-poko

Niverina eto an-tany
Ilay nofy zary lany
Kanefa tsara loko

Minitra roapolo
Nefa hahasolo
Telo androm-pahasambarana

Ilay veloma heno
Fohy nefa hameno
Ny herinandro hifarana
--------
Lien:
1005 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1852