NY FITIAVAKO ANAO (sylvio(cora))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitiavako anao


Fony vao nahita anao,
dia voababo sy voasarika
Ka te hilaza aminao
Hoe tia fa toa matahotra

Ka lasa nitsiriritra
sy nanara-maso anao
Ka ny hany faniriana,
dia ny ho eo anilanao

Fa mbola ho avy ny fotoana
Hanambarako aminao
Ka na ahoana,na ahoana
Mba valio fa tena tiako ianao.

CORA
--------
Rohy:
1590 1
Mpakafy: sylvio05
Hevitra mandeha
sylvio05 ( 09/11/2016 16:55)
tantara tena niseho io
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : sylvio(cora)
Nampiditra : sylvio05
Daty : 09/11/2016 16:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014