You are here: home > Vetso

TSY MATOTRA - Tahina Fabien

Azo vakiana?

Raha paiso ianao tantely,
Raha loko ianao mavokely,
Raha fatana ianao dia le mitsitsy;
Koa satria sipa ianao dia le pitsiky.
.
Raha pibasy ianao dia grêfe,
Raha volo ianao dia mila mihety;
Raha poara ianao dia belo,
Raha marikivy ianao dia sako!
.
Raha mapy hika ianao dia voanjo,
Raha mamono ianao dia masoandro,
Raha vonikazo ianao dia rose,
Raha ny bikanao dia mpaozy,
.
Raha voasary ianao dia mandarine;
Raha miteraka ianao dia perline.
Rah manambady ianao dia théophile
Raha zafikely njai dia philipine,
.
Farany:raha pile enao dia iarico,
Raha manenu ianao dia radio;
Raha manidina ianao dia avio,
Ary raha mandady ianao dia scorpion!

ZAI IANAO ZAI

Sokajy : vazivazy

Hametraka hevitra

Midira aloha