I DADA (TOAVINA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
I dada veilay nampianatra ahy niteny hoe
i da da sy i neny no tena mamiko
satria nitandrina mafy ny amiko
Eny!i dada no velon-tsongory satria tiany ny zanany ka tsy avely ory
eny!i dada no vizaka nampiatra ombieny
ka mendrika azy ny valim-babeny
Koindro fitiavana sy fankatoavana
no atolotr'i toavina
ilay zanaka tia sady tina ily tsy foy sady efa nirina
--------
Rohy: