I NENY (TOAVINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
I neny no hany fitiavako
ka tiako mihotra noho ny havako
i neny no nitondra ahy 10 volana an-kibo ka tiako,tiako mihotra noho ny harena
eny tiako mihotra noho ny volamena
I neny niankin-drindrina irery
izy niaritra foana na inona namely
eny!i neny niaritra nisotro ny rano tsy tiana
noho ilay zanaka tiana izay nirina
Raha mbola velon'aina aho
dia tsy misyhasoloko anao
ry neny malako o!
tena tiako ianao
na inona atao
--------
Rohy:
1536 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : kanto21
Daty : 08/02/2006 11:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1398