Ny fitiavako (TOAVINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vao niandoha ny fitiavako
dia ianao no niantefany

1 volana tao aorian'ny rentrée
dia nanoratra ho ahy izy hoe:
tiako ianao
ka novaliako toy izao:
za ko tia anao
Saingy izao ny olana
izy sarok-enatra be loatra
ka tsy mba mahafa-po ahy

Ho avy indray ny fidirana
ka asa raha ho samy mirana
mino aho fa ho kanto
ny fiharahana atoato




Izy manko dia lehilahy mahay mirapy
ka lasa mitapy
lehilahy tsotra sady maditra ka tsy manaiky ny hoe hipitrapitra
--------
Rohy:
1021 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : sofina02
Daty : 06/01/2006 06:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142