Sopatra (TOAVINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa ho roa taona izay
no tsy niarahanay
inona no nahatonga
tsy inona fa ny sopatra ihany
Eny e!maro mpakahala
ilay fitiavana be mpahalala
irina anefa fa mbola hifamerina
satria mbola mitamberina
Mitamberina ao an-doha
ilay fitia tsy kitoatoa


DIAM-PENIN'I TOAVINA
--------
Rohy:
1119 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : sofina02
Daty : 18/01/2006 08:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138