tonga indray ny taom baovao (TOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Isaory Adriamanitra
fa nahavita taona iray
izay nifamaofaon'ny mamy
sy ny mangidy
ary mbanjino indray
ny taona manaraka
ifono ny ratsy efa vita
ka onero
izay no hafatro
ka tanteraho
raha azo atao
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/toavina/tonga-indray-ny-taom-baovao
Sokajy : Fety
2207 0
Hevitra mandeha
sofina02 ( 31/12/2005 10:54)
izahay voa maheno ilay tonokalo dia tonga dia mafana mihintsy ny fonay.
sofina02 ( 31/12/2005 10:57)
misaotra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : sofina02
Daty : 31/12/2005 07:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.3579