You are here: home > Vetso

Ilay fitia - Tsilaitra

Azo vakiana?

Noheveriko ho doria
Ilay fitia
zay nokolinao tao am-po
Nantenaina tsy ho faty
Tao anaty
Hay fitia mora lo

Nilokana tsy ho lany
Sy ho mamy
Ilay fitia
Nifametrana tsy levona
Hay nanjavona
ho doria
(...)
Ilay fitia

Tsilaitra (04/03/2010)

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

tsila (04/03/2010 12:25:10)

Atolotra ho an'ilay mpivarotra fitia

mangidy (06/03/2010 01:06:40)

tsilaitra marina toi,,
oh hono vidin'ilay Fitia???

ysless (06/03/2010 11:31:12)

iza ko zany mivarotra fitia zany

tsila (23/03/2010 12:47:00)

Ysless>any ambadiky ny vohitra any izy

Hametraka hevitra

Midira aloha