mitia (Tsilaitra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITIA

Mitia aho satria
Ny fitia
No ravaky ny dia
Arakotra ny fiainana

Mitia tsy sanatria
Fitia
Anariana dia
Fa fitia tena iainana


TSILAITRA, janoary 2004
--------
Rohy:
1236 1
Mpakafy: Mantella
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tsilaitra
Nampiditra : tsila
Daty : 22/01/2004 15:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144