You are here: home > Vetso

Neny - Tsilaitra

Azo vakiana?

NENY

Zahay  tsy mety hangina
na ho gina sady sina
fa mbola amela rima
ho an'i Neny Tiana

zahay tsy maintsy ibada
idera sy ankalaza
fa ny vadinao ry dada
de olo-manan-kaja

lay reny nahabe
nampianatra nadeha
feno fahendrena
rehareham-pirenena

TSILAITRA, 21 may 2005

Hevitra mandeha

Brookesia (21/05/2005 12:59:56)

Atolotra ho an'ny reny rehetra

Hametraka hevitra

Midira aloha