You are here: home > Vetso

Safidinao io - Tsilaitra

Azo vakiana?

Maniry fiovana
ny mponin'ny tanàna
maniry ny fialàn'ny Be
Ny Tanàna manontolo
Fa te hiova volo

Kanefa i Be dia Be ...
Be atidoha tsy manaiky moramora
Tsy leon'ny akora sy ny antsoantson'olona
Ka vonona itolona
Hitandro hatramin'ny farany ny satro-boninahiny
Tsy ho raraka amin'ny tany

Ho ita eo ihany
Iza no ho lany sy ankafizin'ny vahoaka
.....

de izay lany eo safidy ka zakao
Efao ny adidinao

TSILAITRA 10/12/2007

Hametraka hevitra

Midira aloha