You are here: home > Vetso

Tiana - Tsilaitra

Azo vakiana?

Amiko ny tiana
Tsy mamela ho variana
Am'zay tsy mahasoa

Amiko izy ireny
Tsy mba menatra miteny
Zay mampijaly koa

Fa ny tiana mantsy namana
Sakaiza mahatoky fitantanana
am'zao rehetra izao

Ka  ny tiana malahelo
rehefa nafenana Tsiambaratelo

Sokajy : Fitiavana