You are here: home > Vetso

Tsy misy lohateny - Tsilaitra

Azo vakiana?


Raha tsy tia lay tiavina
moa tsy mahatsiravina?

tsy aleo mangiana foana?
mandriatra ny fotoana
Ahafahana misaina
toy izay onena sy ongaina
fa izy natenaina
tsy azo mba zaraina
sy iarahana mitavana

De izay le fitiavana.

sa aiza no atolotra
Lay tsy atendo-molotra
Sy vokatry ny fo
Sa, tehirizina ho lo?

TSILAITRA, may 2005

Sokajy : fitiavana

Hevitra mandeha

Brookesia (21/05/2005 12:56:57)

Valinkafatra ho an'i Barson na Osrabn am'le oe izay le fitiavana

osrabn (21/05/2005 15:45:02)

Misaotra betsaka anao ry brookesia. osrabn

tokyfitia (19/09/2013 13:44:27)

zan marina e, refa tia nefa tsy tina aleo mangina...

Hametraka hevitra

Midira aloha