Ranomason-toaka (Tsitana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia lasa indray ny revy p,
Samy nisotro sy nankafy
F'izaho vao nipince kely
dia ny alahelo no indro namely

Tovovavy iray notiaviko
eny nanankinanko ny hoaviko
lasana any ambony any
namely ahy irery eto an-tany

Lay vera teny an-tanananko
zay noheveriko ho namanko
No vao mainka nampivoaka
Lay ranomason-toaka
--------
Rohy:
984 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tsitana
Nampiditra : Tsitana
Daty : 30/08/2004 08:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094