NOFINOFY IHANY (sylvio(cora))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOFINOFY IHANY

Toa falifaly ery,fa tafaresaka taminao
Toa velombelon'aina,rehefa iny mba nitsiky ianao Tena manan-danja ianao raha hoarina @vola
Hatramin' izao,toa tsy afaka ato an -tsaiko ny feonao feno angolangola

Nefa zao raha mba tanteraka
Sy ekenao ny faniriana
Dia mba hanana olon-tiana
Mba hizarana izay mavesatra

Saingy nofy anefa izany
Rehefa nandre anao nilaza ny sofiko
Hoe aleo mijanona ho mpinamana ihany
Fa izaho efa manan- tompo.
CORA
--------
Rohy:
1214 2
Hevitra mandeha
crus ( 21/11/2016 07:57)
ndryyyy, tsy hita fa ilay efa nanolorany ny fony talohanao koa tsy azony ariana ehh
sylvio05 ( 21/11/2016 08:27)
marn zne
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : sylvio(cora)
Nampiditra : sylvio05
Daty : 21/11/2016 07:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137