MBA ANARO IHANY (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mora lehibe ve ny akizy amin'izaho?
Toa vao folo taona dia ilaozany ny lalao
Zavatra hafa indray no ilainy
Tsy tantara vato intsony fa vady ny ao atsainy
Io ny mahavariana
Za izaho roapolo taona tsy manana olotiana
Any apianarana mbola ao amin ny EPP
Rehefa amin ny folo mody miera mipipy
Inona no ataony!?
Any amin ny WC mifapitaona!
Ka mba teneneo ihany ny akizy ry zareo a!
Fa raha sanatria solafaka dia tapitra atreo a!
Ny ho avy mbola tsy hainy
Fa tefeo ny ao antsainy
Ny ray aman-dreny no tompon'antoka amin'izany
Fa raha tonga ilay ho e tahaka izay dia miara-miosina amin-ny tany
Miteny izaho aloha
Ho any zay mbola tsy voa
Fa ny nenina tsy hoe hananatra androany
Fa handatsa anao any ho any

MIKALO F'tia Nat'urel
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
1003 1
Mpakafy: Mikalofitia
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : Mikalofitia
Daty : 28/06/2015 09:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141