MBA VALIO (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eny hoy aho ry ilay tiako fa tsy tia ahy
Za mankeo anilany fa izy tsy miraharaha
Famborahan fitia mba nasiako aingo
Fa ny valiteniny bola tsisy fa baraingo
Fa toy ny ahoana ny tavako
No dia halanao aho rahavako?
O ry se a!Aza dia atao an io
Fa raha sitrakao dia mba valio
Ka raha diso mba haitsio
Fa fitiavako anao no mapangovitra ahy io
Aza dia atao herim-po very maina aky!
Tiavo aho anio fa za koa hitia andry!
Dia aza avela anganohano
Fa raha sendra mba irery aho dia mba vangio any an trano
Dia mbola ho ranomaso sy alaelo ary koa toloko
Ve no itoetra ato am poko
Valio re raha mba azonao atao
Fa anaterako vodiondry ny dadanao zao dia izao!!

Mikalo F'tia Nat'urel
--------
Rohy:
2482 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : Mikalofitia
Daty : 15/07/2015 04:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0203