Hampiditra sary Nampiditra : helitiana
Daty : 12/09/2006 17:14
Nijery : 2266
Tononkalo: 19 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

ONITRA

Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/onitra
Hevitra farany
fahamarinana ( 05/06/2009 09:22)
Mirary any ONITRA hatrany hanohy ny efa vita na ara-tononkalo,na ara-piarovana ny Hai-Soaratra Malagasy !Hitsidika anao hatrany anie ilay Aingam-panahy anananao fa tsy mbola tonga aty amiko !
Ho maro ny tahaka anao !
Faly ny tenako fa natokisana ka isan'ireo nontsongaina hampiely ny Tononkalo nosoratanao ! Misaotra indrindra noho izany Fitiavana sy Fahatokisana izany ! Enga anie ho mendrika izany Fifankatiavana misy eo amintsika izany hatrany aho !!!
Faha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148