Mifona aminao ry Ray (Aino)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny teninao ry Ray, izay nataonao ho ahy
Ho sakafoko tokoa, izay anome ny soa
Satsia ianao mantsy, no natohy izao ahy
Ka indro re aho raiso ho eo atratranao.

Ary ilay baikonao iray,
Ande ho diaviko sy ho hamonjy ahy
Teo aloha aho dia nania
Ary tsy mba nanaraka ilay didinao

Ô jehovah ô, Ray ao andanitra ao
Mba enoy re ity zanakao
Mifona aminao ary mitalao
Fa tsy andao anao hintsony,
Na maraina na ande hatory.
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka - Fiderana
2078 3
Mpakafy: endrika01 - ail - Aino
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Aino
Nampiditra : Aino
Daty : 14/09/2007 17:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0163