Mandrakizay (Aino)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Voatambiny tsiky Nihelatra monja
indray andro izay,
nahery fanonja
dia resy aho iky
ary… mandrakizay
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/aino/mandrakizay-2
Sokajy :
Fitiavana