tiako nefa (Aino)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tiako ho fatatrao fa raha mbola izahodia ho tia anao, ary tsy ho kilalao
tiako anefa izany mba ho trapanao
nefa toa sarotra aminko ny ampita izany aminao
ilay foko mitempo tsy miato anao
ireo rivotra hiainao manitra anao avoko
izay jereko dia toa mihova ho endrikao
mao ve ho nofim-pitiavana ihany ny ahy
tiako anefa raha mba ianao no mahatrapa izany
saingy ny ahy angamba nofy ihany
mararirary ao anatiko ao
raha sendra mieritreritra anao tsy miteny lava izao
aleoko mangina satsia tsy natao ho ahy ianao
za koa anefa tsy te hanadala anao
ka aleono manaja fa tsy anjarako ianao
ka na tia aza aho dia aoka izao
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/aino/tiako-nefa
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha

mangidy
(
07/12/2008 20:02)
hummm ntsonale e!
calin akia njy selie
calin akia njy selie

katiaa
(
08/12/2008 21:41)
humm