Tsiaro (Aino)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nihira aho omaly
Fa nahatsiaro anao
Nitiavoko ny hira
Sy izao tontolo izao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1871 0
Hevitra mandeha
voniala ( 12/10/2007 06:21)
F'anga ry AINO rehefa matsiaro ihany vao tafahira?mba mihira hoe @zaoou!!!!!
Aino ( 14/10/2007 17:40)
voniala hihihi izaho mihira faona na mahatsiaro na tsia ka.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Aino
Nampiditra : Aino
Daty : 14/09/2007 17:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0199